Mark 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahonena Ahy ireto vahoaka ireto, fa hateloana izay no nitoerany teto Amiko ka tsy manan-kohanina intsony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mampalahelo Ahy ity vahoaka, fa efa hateloana izay tsy nisaraka tamiko ka tsy manan-kohanina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mahonena Ahy ireto vahoaka, satria efa telo andro izao no teto amiko, ka tsy manan-kohanina intsony;
Malagasy Bible 1865
Mahonena Ahy ireo vahoaka, fa hateloana izay no nitoerany tatỳ amiko, sady tsy manan-kohanina izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahonena Ahy ireto vahoaka ireto, fa hateloana izay no nitoerany teto Amiko ka tsy manan-kohanina intsony izy.
malagasy
Mahonena Ahy ireo vahoaka, fa hateloana izay no nitoerany tatỳ amiko, sady tsy manan-kohanina izy;