Mark 8:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Mbola tsy azonareo ihany va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ka nahoana àry, hoy Izy taminy, no mbola tsy mahalala ihany ianareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Mbola tsy fantatrareo foana ve?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Mbola tsy mahafantatra ihany va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Mbola tsy azonareo ihany va?
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Mbola tsy mahafantatra ihany va ianareo?