Mark 8:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitantana ilay jamba Izy ka nitondra azy teny ivelan’ny tanàna; ary rehefa nororany ny masony ka napetrany taminy ny tanany dia nanontaniany hoe: Mahita zavatra va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noraisin’i Jesoa ny tanan’ilay jamba, ka nentiny nivoaka ny tanàna izy; nasiany rora ny masony, nametrahany tanana izy, ary nanontaniany raha mahita zavatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notantanan’i Jesoa ilay jamba, ka nentiny nankany ivelan’ny tanàna; dia nasiany rora ny mason’ilay jamba ary rehefa nametrahany tanana izy, dia nanontaniany hoe: –Mahita ve ianao?
Malagasy Bible 1865
Ary nitantana ilay jamba Izy ka nitondra azy teny ivelan'ny tanàna; ary rehefa nororany ny masony, ka napetrany taminy ny tànany, dia nanontaniany hoe izy: Mahita zavatra va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitantana ilay jamba Izy ka nitondra azy teny ivelan’ny tanàna; ary rehefa nororany ny masony ka napetrany taminy ny tanany dia nanontaniany hoe: Mahita zavatra va ianao?
malagasy
Ary nitantana ilay jamba Izy ka nitondra azy teny ivelan'ny tanàna; ary rehefa nororany ny masony, ka napetrany taminy ny tànany, dia nanontaniany hoe izy: Mahita zavatra va ianao?