Mark 8:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanokatra ny masony ilay jamba ka niteny hoe: Hitako ny olona, nefa tahaka ny hazo mandehandeha no fijeriko azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niandrandra ilay jamba ka nanao hoe: «Ny fahitako ny olona mamindra dia sahalahala amin’ny hazo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitraka ralehilahy sady namaly hoe: –Mahita aho, indreny ny olona fa tahaka ny hazo no ahitako azy, saingy izy mandehandeha.
Malagasy Bible 1865
Dia niandrandra ralehilahy ka nanao hoe: Mahita ny olona aho: fa toa hazo ny fijeriko azy, saingy mamindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanokatra ny masony ilay jamba ka niteny hoe: Hitako ny olona, nefa tahaka ny hazo mandehandeha no fijeriko azy.
malagasy
Dia niandrandra ralehilahy ka nanao hoe: Mahita ny olona aho: fa toa hazo ny fijeriko azy, saingy mamindra.