Mark 8:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia napetrak’i Jesosy tamin’ny masony indray ny tanany dia nahita tsara Ralehilahy ka sitrana ary hitany mazava tokoa ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nametrahany tanana indray ny masony, ka nasainy nijery izy, izay vao sitrana tsara sy nahita mazava ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nametrahan’i Jesoa tanana fanindroany ny masony; ary nahiratry ralehilahy ny masony ka sitrana, ary dia nazava tsara no nahitany ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia napetrany tamin'ny masony indray ny tànany, dia nibanjina ralehilahy ka nahiratra tsara, ary hitany miharihary ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia napetrak’i Jesosy tamin’ny masony indray ny tanany dia nahita tsara Ralehilahy ka sitrana ary hitany mazava tokoa ny zavatra rehetra.
malagasy
Dia napetrany tamin'ny masony indray ny tànany, dia nibanjina ralehilahy ka nahiratra tsara, ary hitany miharihary ny zavatra rehetra.