Mark 8:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nampody azy ho any an-tranony ka niteny hoe: Aza mankao an-tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nasain’i Jesoa nody tany an-tranony izy sy nilazany hoe: «Modia any an-tranonao, fa aza miakatra ao an-tanàna na milaza izany amin’ny olona ao an-tanàna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalefan’i Jesoa hody any an-tranony ralehilahy sady nilazany hoe: «Aza mankao an-tanàna!»
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nampody azy ho any an-tranony ka nanao hoe: Aza mankao an-tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nampody azy ho any an-tranony ka niteny hoe: Aza mankao an-tanàna.
malagasy
Ary Jesosy nampody azy ho any an-tranony ka nanao hoe: Aza mankao an-tanàna.