Mark 8:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nanontany azy hoe: Fa ianareo kosa dia milaza Ahy ho iza? Dia namaly i Petera ka niteny taminy hoe: Ianao no Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Fa ianareo kosa, manao Ahy ho iza?» hoy Izy tamin’izy ireo. Dia namaly i Piera ka nanao taminy hoe: «Ianao no Kristy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany azy ireo indray i Jesoa hoe: –Fa ianareo kosa, iza moa Aho aminareo? Namaly i Petera ka nanao taminy hoe: –Ianao no ilay Mesia!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanontany azy hoe: Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza? Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Hianao no Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nanontany azy hoe: Fa ianareo kosa dia milaza Ahy ho iza? Dia namaly i Petera ka niteny taminy hoe: Ianao no Kristy*.
malagasy
Ary Jesosy nanontany azy hoe: Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza? Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Hianao no Kristy.