Mark 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha hampodiko ho any an-tranony tsy misakafo izy dia ho reraka eny an-dalana sady avy lavitra ny sasany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha ampodiko ho any an-tranony izy tsy mihinana dia ho reraka eny an-dalana, fa avy lavitra ny sasany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary raha alefako mody tsy misakafo ireo, dia ho reraka eny an-dalana satria avy lavitra ny sasany.
Malagasy Bible 1865
koa raha hampodiko ho any an-tranony mbola tsy nihinana izy, dia ho reraka eny an-dalana, sady avy lavitra ny sasany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha hampodiko ho any an-tranony tsy misakafo izy dia ho reraka eny an-dalana sady avy lavitra ny sasany.
malagasy
koa raha hampodiko ho any an-tranony mbola tsy nihinana izy, dia ho reraka eny an-dalana, sady avy lavitra ny sasany.