Mark 8:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandrara azy rehetra Izy mba tsy hiteny ny momba Azy na amin’iza na amin’iza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary norarany mafy izy ireo mba tsy hilazalaza Azy na amin’iza na amin’iza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nofeperan’i Jesoa ireo mpianany tsy hilazalaza momba Azy na amin’iza na amin’iza.
Malagasy Bible 1865
Ary nandrara azy rehetra Izy mba tsy hilazalaza Azy amin'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandrara azy rehetra Izy mba tsy hiteny ny momba Azy na amin’iza na amin’iza.
malagasy
Ary nandrara azy rehetra Izy mba tsy hilazalaza Azy amin'olona.