Mark 8:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nambarany mazava tsara izany teny izany. Ary nitondra Azy nihataka kely i Petera dia nanomboka niteny mafy Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady nataony mazava tsara no filaza izany. Dia nentin’i Piera nitanila Izy ka noteneniny mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary mazava tsara no nanaovan’i Jesoa izany teny izany. Fa i Petera kosa nitondra Azy hihataka kely sady niteny Azy mafy.
Malagasy Bible 1865
Ary naharihariny tsara no filaza izany teny izany. Ary Petera nanohina Azy hitanila kely, dia niteny mafy Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nambarany mazava tsara izany teny izany. Ary nitondra Azy nihataka kely i Petera dia nanomboka niteny mafy Azy.
malagasy
Ary naharihariny tsara no filaza izany teny izany. Ary Petera nanohina Azy hitanila kely, dia niteny mafy Azy.