Mark 8:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy nitodika dia nijery ny mpianany ka niteny mafy an’i Petera hoe: Mandehana any aorianako, ry Satana! Satria tsy misaina izay an’Andriamanitra ianao fa izay an’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nihodina nijery ny mpianany Izy, ary niteny mafy an’i Piera hoe: «Mialà amiko, ry Satana, satria tsy mihevitra araka an’Andriamanitra ianao, fa araka ny olombelona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitodika i Jesoa nijery ny mpianatra ary niteny mafy an’i Petera nanao hoe: –Mialà amiko, ry Satàna, satria tsy hevitr’Andriamanitra no ao an-tsainao fa hevitr’olombelona.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy nihodina, dia nijery ny mpianany ka niteny mafy an'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana, satria tsy misaina izay an'Andriamanitra ianao, fa izay an'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy nitodika dia nijery ny mpianany ka niteny mafy an’i Petera hoe: Mandehana any aorianako, ry Satana! Satria tsy misaina izay an’Andriamanitra ianao fa izay an’ny olona.
malagasy
Fa Izy nihodina, dia nijery ny mpianany ka niteny mafy an'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana, satria tsy misaina izay an'Andriamanitra ianao, fa izay an'ny olona.