Mark 8:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa inona moa no soa azon’ny olona raha mahazo izao tontolo izao izy kanefa very ny ainy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona no soa azon’ny olona raha mahazo izao tontolo izao izy, nefa very ny fanahiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa inona no soa azon’ny olona raha eo am-pelatanany avokoa izao tontolo izao, kanefa ny ainy mitondra faisana?
Malagasy Bible 1865
Fa inona no soa azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny ainy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa inona moa no soa azon’ny olona raha mahazo izao tontolo izao izy kanefa very ny ainy?
malagasy
Fa inona no soa azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny ainy?