Mark 8:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sa inona no azon’ny olona omena ho takalon’ny fanahiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary inona no azon’ny olona omena ho takalon’ny ainy?
Malagasy Bible 1865
Fa inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy?
malagasy
Fa inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy?Fa na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko amin'ity taranaka sady mijangajanga no manota ity, dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona, raha avy amin'ny voninahitry ny Rainy mbamin'ny anjely masina.