Mark 8:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly Azy ny mpianatra hoe: Aiza no hahazoana mofo hahavoky ireto olona ireto atỳ an-tany efitra atỳ?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny mpianany namaly Azy: «Aiza no hahitana mofo hahavoky ireo atỳ an’efitra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny navalin’ny mpianatra Azy: –Aiza no hahitana mofo hahavoky an’ireo olona ireo atỳ an-taniefitra atỳ.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpianany namaly Azy hoe: Aiza no hahazoana mofo atỳ an-efitra hahavoky ireto olona ireto!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly Azy ny mpianatra hoe: Aiza no hahazoana mofo hahavoky ireto olona ireto atỳ an-tany efitra atỳ?
malagasy
Fa ny mpianany namaly Azy hoe: Aiza no hahazoana mofo atỳ an-efitra hahavoky ireto olona ireto!