Mark 8:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanontany azy Izy hoe: Misy mofo firy ary any aminareo? Dia hoy ireo: Fito.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izy nanontany azy hoe: «Manana mofo firy hianareo?» «Fito» hoy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany i Jesoa hoe: –Misy mofo firy any aminareo? Ka hoy ireo mpianany hoe: –Fito!
Malagasy Bible 1865
Ary izy nanontany azy hoe: Misy mofo firy any aminareo? Ary hoy ireo: Fito.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanontany azy Izy hoe: Misy mofo firy ary any aminareo? Dia hoy ireo: Fito.
malagasy
Ary izy nanontany azy hoe: Misy mofo firy any aminareo? Ary hoy ireo: Fito.