Mark 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanana hazandrano madinika vitsy koa izy ireo, koa rehefa nanaovan’i Jesosy fisaorana ireo dia nasainy naroso teny koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanana hazandrano madinika vitsivitsy koa izy, ka notsofiny rano dia nasainy nozaraina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy trondro vitsivitsy koa tao, ka rehefa avy nisaoran’i Jesoa an’Andriamanitra, dia nasainy naroso.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy hazandrano madinika vitsy tao aminy; ka rehefa nanaovan'i Jesosy fisaorana ireo, dia nasainy naroso teny anoloany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanana hazandrano madinika vitsy koa izy ireo, koa rehefa nanaovan’i Jesosy fisaorana ireo dia nasainy naroso teny koa.
malagasy
Ary nisy hazandrano madinika vitsy tao aminy; ka rehefa nanaovan'i Jesosy fisaorana ireo, dia nasainy naroso teny anoloany koa.