Mark 8:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tokony ho efatra arivo ireo vahoaka ireo. Dia nasainy nody ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tokony ho efatra arivo anefa no nihinana; dia nampodiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tokony ho efatra arivo anefa ny vatan-dehilahy teo. Dia nalefan’i Jesoa hody ny olona rehetra;
Malagasy Bible 1865
Ary tokony ho efatra arivo ireo. Dia nampodiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tokony ho efatra arivo ireo vahoaka ireo. Dia nasainy nody ireo.
malagasy
Ary tokony ho efatra arivo ireo. Dia nampodiny izy.