Mark 9:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa Izy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Misy ny sasany eto izay tsy mba hahita fahafatesana mandra-pahitany ny fanjakan’Andriamanitra tonga amin’ny hery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henemana taorian’izany dia nalain’i Jesoa i Piera sy i Jakôba ary i Joany ka nentiny nitokana tany an-tampon’ny tendrombohitra avo anankiray, dia niova tarehy teo anatrehany Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa i Jesoa taminy: –Lazaiko marina aminareo fa ny sasany amin’izay manatrika eto dia tsy ho faty, raha tsy efa mahita ny Fanjakàn’Andriamanitra tonga amin-kery mahagaga.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Misy ny sasany eto izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny fanjakan'Andriamanitra tonga amin'ny hery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa Izy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Misy ny sasany eto izay tsy mba hahita fahafatesana mandra-pahitany ny fanjakan’Andriamanitra tonga amin’ny hery.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Misy ny sasany eto izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny fanjakan'Andriamanitra tonga amin'ny hery.