Mark 9:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitana izany teny izany izy ireo ka niady hevitra ny amin’izay hevitr’izany fitsanganana amin’ny maty izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanontany Azy izy ireo nanao hoe: «Ahoana àry no ilazan’ny Farisianina sy ny mpanora-dalàna fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notanan’izy telo lahy izany hafatra izany, kanefa nifampidinihany izay hevitry ny hoe «mitsangana velona avy any amin’ny maty».
Malagasy Bible 1865
Ary nitana izany teny izany izy ka nifampaka saina ny amin'izay hevitr'izany fitsanganana amin'ny maty izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitana izany teny izany izy ireo ka niady hevitra ny amin’izay hevitr’izany fitsanganana amin’ny maty izany.
malagasy
Ary nitana izany teny izany izy ka nifampaka saina ny amin'izay hevitr'izany fitsanganana amin'ny maty izany.