Mark 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy ireo dia nanontany an’i Jesosy hoe: Nahoana no lazain’ny mpanoradalàna fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa hoe: «Tsy maintsy ho avy aloha i Elia sy hanavao ny zavatra rehetra; fa ahoana kosa no nanoratana ny amin’ny Zanak’olona fa tokony hijaly mafy Izy sy hotevatevaina izaitsizy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany an’i Jesoa izy telo lahy nanao hoe: –Nahoana no lazain’ny mpahay lalàna fa hoe tsy maintsy ho avy i Elià, alohan’ny hahatongavan’ny Mesia?
Malagasy Bible 1865
Dia nanontany an'i Jesosy izy ka nanao hoe: Lazain 'ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy ireo dia nanontany an’i Jesosy hoe: Nahoana no lazain’ny mpanoradalàna* fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?
malagasy
Dia nanontany an'i Jesosy izy ka nanao hoe: Lazain'ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha.[Na: Nahoana no lazain']