Mark 9:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa lazaiko aminareo: Efa tonga i Elia sady efa nanamparan’ny olona ny sitrapony izy, araka izay voasoratra ny aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafaverina teo amin’ny mpianany Izy dia nahita vahoaka betsaka nanodidina Azy, sy mpanora-dalàna niady hevitra taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hoy Aho aminareo, efa tonga tokoa i Elià sady nanaovan’ny sasany izay fampijaliana rehetra tiany hatao taminy araka ny voalazan’ny Soratra Masina momba azy.
Malagasy Bible 1865
Nefa lazaiko aminareo: Efa tonga Elia, sady nataon'ny olona taminy izay sitraky ny fony araka ny nanoratana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa lazaiko aminareo: Efa tonga i Elia sady efa nanamparan’ny olona ny sitrapony izy, araka izay voasoratra ny aminy.
malagasy
Nefa lazaiko aminareo: Efa tonga Elia, sady nataon'ny olona taminy izay sitraky ny fony araka ny nanoratana azy.