Mark 9:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga teo amin’ny mpianatra izy ireo dia nahita vahoaka betsaka nanodidina ny mpianatra izay niady hevitra tamin’ny mpanoradalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Gaga ny olona rehetra nony nahita an’i Jesoa, ka nidodododo hiarahaba Azy niaraka tamin’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tafaverina teo amin’ny mpianatra hafa ry i Jesoa efa-mianaka, dia nahita vahoaka maro nanodidina ireto mpianatra ary koa mpahay lalàna niady hevitra taminy teo.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga teo amin'ny mpianatra izy, dia nahita vahoaka betsaka manodidina azy sy mpanora-dalàna niady hevitra taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga teo amin’ny mpianatra izy ireo dia nahita vahoaka betsaka nanodidina ny mpianatra izay niady hevitra tamin’ny mpanoradalàna*.
malagasy
Ary nony tonga teo amin'ny mpianatra izy, dia nahita vahoaka betsaka manodidina azy sy mpanora-dalàna niady hevitra taminy.