Mark 9:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany azy ireo Izy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin’ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka novalian’ny anankiray tamin’ny vahoaka hoe: «Ry Mpampianatra ô, nitondra ny zanako lahy azon’ny demony moana nankatỳ aminao Aho:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany ireto mpianatra i Jesoa nanao hoe: –Inona izato iadianareo hevitra amin’ny mpahay lalàna?
Malagasy Bible 1865
Ary Izy nanontany azy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin'ireto?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany azy ireo Izy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin’ireo?
malagasy
Ary Izy nanontany azy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin'ireto?