Mark 9:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy iray tamin’ny vahoaka namaly hoe: Mpampianatra ô, nentiko ho etỳ Aminao ny zanako lahy izay manana fanahy moana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa na aiza na aiza ahazoany azy dia sady akapokapony izy no mandoa vory sy mikitro-nify, fa efa mihamalazolazo erỳ; ary efa nangataka ny mpianatrao handroaka azy aho, fa tsy nahomby izy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nisy olona iray tamin’ny vahoaka namaly Azy hoe: –Mpampianatra ô, nentiko eto aminao ny zanako lahy fa azon’ny fanahy mampahamoana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray tamin'ny vahoaka namaly ka nanao hoe: Mpampianatra ô, nentiko ho etỳ aminao ny zanako-lahy, izay azom-panahy moana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy iray tamin’ny vahoaka namaly hoe: Mpampianatra ô, nentiko ho etỳ Aminao ny zanako lahy izay manana fanahy moana;
malagasy
Ary ny anankiray tamin'ny vahoaka namaly ka nanao hoe: Mpampianatra ô, nentiko ho etỳ aminao ny zanako-lahy, izay azom-panahy moana;