Mark 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka henemana, Jesosy, dia naka an’i Petera sy i Jakoba ary i Jaona ka nitondra azy ireo nitokana, niakatra ho any an-tendrombohitra avo iray. Dia niova tarehy teo anatrehan’izy ireo Izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga nanjelanjelatra sady fotsy hoatra ny oram-panala ny fitafiany, ka tsy misy mpamotsy lamba mahafotsy toy izany etỳ an-tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enina andro taorian’izay, dia nalain’i Jesoa niaraka taminy ry i Petera sy i Jakôba ary i Jôhany, ka nentiny nitokana tany an-tendrombohitra avo. Dia niova tarehy teo anatrehan’izy telo lahy i Jesoa:
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka henemana, Jesosy dia naka an'i Petera sy Jakoba ary Jaona ka nitondra azy nitokana niakatra ho any an-tendrombohitra avo anankiray; dia niova tarehy teo anatrehany Izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka henemana, Jesosy, dia naka an’i Petera sy i Jakoba ary i Jaona ka nitondra azy ireo nitokana, niakatra ho any an-tendrombohitra avo iray. Dia niova tarehy teo anatrehan’izy ireo Izy,
malagasy
Ary nony afaka henemana, Jesosy dia naka an'i Petera sy Jakoba ary Jaona ka nitondra azy nitokana niakatra ho any an-tendrombohitra avo anankiray; dia niova tarehy teo anatrehany Izy,