Mark 9:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny teo Aminy izy. Fa nony nahita an’i Jesosy izy dia nampifanintontsintona ny tenany niaraka tamin’izay ilay fanahy. Dia lavo tamin’ny tany izy sady nitsinkasinkasina sy nandoa vory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanontany ny rain-drazazalahy i Jesoa nanao hoe: «Hoatrinona izay no nahatongavan’izao taminy?» ka novaliany hoe: «Hatry ny fony izy mbola kely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentiny teo aminy izy. Raha vao nahita an’i Jesoa ilay fanahy, dia nataony mifanintontsintona ilay zaza ka nianjera tamin’ny tany ary niolanolana sy nandoa vory.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny teo aminy izy; fa nony nahita an'i Jesosy izy, dia nampifanintontsintona ny tenany niaraka tamin'izay ny fanahy. Dia lavo tamin'ny tany izy sady nitsinkasinkasina sy nandoa vory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny teo Aminy izy. Fa nony nahita an’i Jesosy izy dia nampifanintontsintona ny tenany niaraka tamin’izay ilay fanahy. Dia lavo tamin’ny tany izy sady nitsinkasinkasina sy nandoa vory.
malagasy
Dia nentiny teo aminy izy; fa nony nahita an'i Jesosy izy, dia nampifanintontsintona ny tenany niaraka tamin'izay ny fanahy. Dia lavo tamin'ny tany izy sady nitsinkasinkasina sy nandoa vory.