Mark 9:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nanontany ny rainy hoe: Hatramin’ny oviana izay no nahatongavan’izao taminy? Dia hoy izy: Hatry ny fony izy mbola zaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary matetika izy no nazeran’ny demony tamin’ny afo sy tany anaty rano mba hahafaty azy; ka raha mba misy hainao re, mamindrà fo aminay, ary vonjeo izahay!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontany ny rain-drazazalahy i Jesoa hoe: –Hatramin’ny oviana izao? Dia hoy ny rainy: –Hatramin’ny fahakeliny.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanontany an-drainy hoe: Hoatrinona izay no nahatongavan'izao taminy? Ary hoy izy: Hatry ny fony izy mbola zaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nanontany ny rainy hoe: Hatramin’ny oviana izay no nahatongavan’izao taminy? Dia hoy izy: Hatry ny fony izy mbola zaza.
malagasy
Ary Jesosy nanontany an-drainy hoe: Hoatrinona izay no nahatongavan'izao taminy? Ary hoy izy: Hatry ny fony izy mbola zaza.