Mark 9:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nazerany matetika tao anaty afo sy tao anaty rano izy hamonoany azy. Fa raha mba misy hainao re dia mamindrà fo aminay ka vonjeo izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Raha hainao ny mino, tsy misy tsy azo atao ho an’izay mino.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary matetika izy no nazeran’io fanahy io tany anaty afo sy tany anaty rano hamonoana azy; koa raha misy efanao re, dia mamindrà fo aminay ka vonjeo izahay!
Malagasy Bible 1865
Ary nazerany matetika tao anaty afo sy tao anaty rano izy hamonoany azy; fa raha mba misy hainao, dia mamindrà fo aminay, ka vonjeo izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nazerany matetika tao anaty afo sy tao anaty rano izy hamonoany azy. Fa raha mba misy hainao re dia mamindrà fo aminay ka vonjeo izahay!
malagasy
Ary nazerany matetika tao anaty afo sy tao anaty rano izy hamonoany azy; fa raha mba misy hainao, dia mamindrà fo aminay, ka vonjeo izahay.