Mark 9:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Hainao hoe? Ny zavatra rehetra dia hain’ny mino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay, dia sady niantso mafy ny rain-drazazalahy no nanao an-dranomaso hoe: «Mino aho, Tompoko, fa vonjeo re ity tsy finoako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’i Jesoa azy: –Raha misy efako hoe? Tsy misy tsy efan’izay mino!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Hainao hoe? Ny zavatra rehetra dia hain'ny mino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Hainao hoe? Ny zavatra rehetra dia hain’ny mino.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Hainao hoe? Ny zavatra rehetra dia hain'ny mino.