Mark 9:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niaraka tamin’izay dia niantso mafy sady nandrotsa-dranomaso ny rain-drazazalahy ka niteny hoe: Mino aho! Vonjeo aho ho afaka amin’ny tsy finoako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony nahita ny vahoaka nidodododo nanatona Azy i Jesoa, dia niteny mafy ny fanahy maloto Izy nanao hoe: «Ry fanahy marenina sy moana, Izaho mandidy anao, mivoaha amin’io zaza io, ka aza miditra ao aminy intsony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy hatrany ilay rain’ilay zaza dia niantsoantso mafy nanao hoe: –Mino aho, nefa vonjeo fa tsy ampy finoana.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia niantso ny rain-drazazalahy ka nanao hoe: Mino aho; vonjeo mba ho afaka amin'ny tsi-finoako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niaraka tamin’izay dia niantso mafy sady nandrotsa-dranomaso ny rain-drazazalahy ka niteny hoe: Mino aho! Vonjeo aho ho afaka amin’ny tsy finoako!
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia niantso ny rain-drazazalahy ka nanao hoe: Mino aho; vonjeo mba ho afaka amin'ny tsi-finoako.[Ampio hoe: sady nandrotsa-dranomaso].