Mark 9:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony hitan’i Jesosy fa nihazakazaka nanatona azy ny vahoaka dia niteny mafy ny fanahy maloto Izy hoe: Ry fanahy moana sy marenina! Mandidy anao Aho: Mialà aminy ka aza miditra ao anatiny intsony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia sady ninananàna ny demony no nampifanintontsintona azy mafy vao niala taminy, ka efa toy ny maty ilay zazalahy, ary efa nataon’ny maro hoe maty aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita ny vahoaka nitangorona teo i Jesoa, dia niteny mafy ilay fanahy maloto nanao hoe: –Mandidy anao Aho, ry fanahy mampahamoana sady mamparenina, mialà amin’io zaza io ary aza miverina ao aminy intsony!
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'i Jesosy fa nihazakazaka nanatona azy ny vahoaka, dia niteny mafy ny fanahy maloto Izy ka nanao taminy hoe: Ry fanahy moana sy marenina! Izaho mandidy anao: Mivoaha aminy, ka aza miditra ao anatiny intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony hitan’i Jesosy fa nihazakazaka nanatona azy ny vahoaka dia niteny mafy ny fanahy maloto Izy hoe: Ry fanahy moana sy marenina! Mandidy anao Aho: Mialà aminy ka aza miditra ao anatiny intsony!
malagasy