Mark 9:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa ninananana izy sady nampifanintontsintona mafy ilay zazalahy dia niala taminy. Ary efa toy ny maty ilay zazalahy ka nolazain’ny maro hoe maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa noraisin’i Jesoa tamin’ny tanany izy, dia nareniny, ka nitsangana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ninananana ilay fanahy sady nampifanintontsintona mafy ny zaza no niala taminy. Nitsitra toy ny maty ilay zaza ka nataon’ny maro hoe maty.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ninananana izy sady nampifanintontsintona mafy ilay zazalahy, dia nivoaka taminy; ary efa toy ny maty, ka dia nataon'ny maro hoe: Maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa ninananana izy sady nampifanintontsintona mafy ilay zazalahy dia niala taminy. Ary efa toy ny maty ilay zazalahy ka nolazain’ny maro hoe maty.
malagasy
Ary rehefa ninananana izy sady nampifanintontsintona mafy ilay zazalahy, dia nivoaka taminy; ary efa toy ny maty, ka dia nataon'ny maro hoe: Maty.