Mark 9:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nandray ny tanany kosa Jesosy ka nampiarina azy dia nitsangana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany an-trano Izy, dia nanontanian’ny mpianany mangingina hoe: «Nahoana no tsy naharoaka azy izahay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa noraisin’i Jesoa ny tanan’ilay zaza hanarenany azy; dia tafatsangana tokoa izy.
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy nandray ny tànany ka nanarina azy; dia nitsangana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nandray ny tanany kosa Jesosy ka nampiarina azy dia nitsangana izy.
malagasy
Fa Jesosy nandray ny tànany ka nanarina azy; dia nitsangana izy.