Mark 9:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tonga tao an-trano Jesosy dia nanontany Azy mangingina ny mpianany hoe: Nahoana izahay no tsy afaka nandroaka an’iny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy Izy taminy: «Tsy azo roahina afa-tsy amin’ny fivavahana sy ny fifadian-kanina izany karazan-demony izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tao an-trano i Jesoa, dia nanontany Azy manokana ny mpianany nanao hoe: –Nahoana izahay no tsy naharoaka azy iny?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga tao an-trano Jesosy, dia nanontany Azy mangingina ny mpianany hoe: izahay tsy nahavoaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tonga tao an-trano Jesosy dia nanontany Azy mangingina ny mpianany hoe: Nahoana izahay no tsy afaka nandroaka an’iny?
malagasy
Ary rehefa tonga tao an-trano Jesosy, dia nanontany Azy mangingina ny mpianany hoe: izahay tsy nahavoaka azy.[Na:Nahoana izahay no]