Mark 9:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Iny karazana iny dia tsy mba azo roahina na amin’inona na amin’inona, afa-tsy amin’ny fivavahana ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niala teo izy ireo, dia namaky an’i Galilea, ary tsy tian’i Jesoa ho fantatr’olona izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Iny karazana iny dia tsy misy fomba azo amoahana azy afa-tsy ny fivavahana ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Iny karazana iny tsy mba azo avoaka na amin'inona na amin'inona, afa-tsy amin'ny fivavahana ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Iny karazana iny dia tsy mba azo roahina na amin’inona na amin’inona, afa-tsy amin’ny fivavahana ihany.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Iny karazana iny tsy mba azo avoaka na amin'inona na amin'inona, afa-tsy amin'ny fivavahana ihany.[Ampio hoe: sy ny fifadian-kanina].