Mark 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary niova ka tonga namirapiratra sady fotsy dia fotsy ny fitafiany ka tsy misy mpanasa lamba ambonin’ny tany mahafotsy lamba toy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niseho tamin’izy ireo i Elia sy i Môizy, sady niresaka tamin’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fitafiany niova namirapiratra sady fotsy nangatsakatsaka, ary tsy misy mpanasa lamba mahadio sy mahafotsy lamba toy izany etỳ ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
ary ny fitafiany niova nanelatrelatra sady fotsy indrindra, ka tsy misy mpamotsy lamba ambonin'ny tany mahafotsy toy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary niova ka tonga namirapiratra sady fotsy dia fotsy ny fitafiany ka tsy misy mpanasa lamba ambonin’ny tany mahafotsy lamba toy izany.
malagasy
ary ny fitafiany niova nanelatrelatra sady fotsy indrindra, ka tsy misy mpamotsy lamba ambonin'ny tany mahafotsy toy izany.