Mark 9:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy azon’ireo anefa izany teny izany sady natahotra ny hanontany Azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tany Kafarnaoma izy ireo, ary nony mby tao an-trano, dia nanontany ny mpianany i Jesoa nanao hoe: «Inona izany niadianareo hevitra tany an-dalana izany?».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy azon’ny mpianany anefa izany teny izany, sady tsy sahiny nanontaniana an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Fa izy ireo tsy nahafantatra izany teny izany sady natahotra hanontany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy azon’ireo anefa izany teny izany sady natahotra ny hanontany Azy izy.
malagasy
Fa izy ireo tsy nahafantatra izany teny izany sady natahotra hanontany Azy.