Mark 9:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandray zaza iray Izy ka nametraka azy teo afovoan’izy rehetra; rehefa notrotroiny ilay zaza dia hoy Izy tamin’ny mpianany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Na iza na iza handray anankiray amin’ny zazakely toy itony amin’ny Anarako, dia handray Ahy, ary izay mandray Ahy dia tsy mandray Ahy, fa Izay naniraka Ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandray zazakely i Jesoa, napetrany teo ampovoan’izy rehetra ary dia notrotroiny ka hoy Izy:
Malagasy Bible 1865
Ary nandray zaza Izy ka nametraka azy teo afovoany; ary raha notrotroiny ilay zaza, dia hoy Izy tamin'ny mpianany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandray zaza iray Izy ka nametraka azy teo afovoan’izy rehetra; rehefa notrotroiny ilay zaza dia hoy Izy tamin’ny mpianany:
malagasy
Ary nandray zaza Izy ka nametraka azy teo afovoany; ary raha notrotroiny ilay zaza, dia hoy Izy tamin'ny mpianany: