Mark 9:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jaona taminy: Mpampianatra ô, nahita olona iray nandroaka demonia tamin’ny anaranao izahay ka noraranay izy satria tsy nanaraka antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa: «Aza raranareo izy; fa tsy misy olona hanao fahagagana amin’ny Anarako ka hanaratsy Ahy vetivety foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jôhany tamin’i Jesoa: –Mpampianatra ô, nahita olona nandroaka demony tamin’ny anaranao izahay, ka noraranay satria tsy namantsika.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jaona taminy: Mpampianatra ô, nahita olona anankiray namoaka demonia tamin'ny anaranao izahay, ka noraranay izy, satria tsy nanaraka antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jaona taminy: Mpampianatra ô, nahita olona iray nandroaka demonia* tamin’ny anaranao izahay ka noraranay izy satria tsy nanaraka antsika.
malagasy
Ary hoy Jaona taminy: Mpampianatra ô, nahita olona anankiray namoaka demonia tamin'ny anaranao izahay, ka noraranay izy, satria tsy nanaraka antsika.