Mark 9:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy: Aza mandrara azy; fa tsy misy olona izay hanao asa lehibe amin’ny anarako ka hahateny ratsy Ahy eo no eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Aza raràna; fa tsy misy olona hanao asa mahagaga amin’ny anarako, ka hahateny ratsy Ahy eo no ho eo.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy: Aza mandrara azy; fa tsy misy olona izay hanao asa lehibe amin'ny anarako ka hahateny ratsy Ahy vetivety.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy: Aza mandrara azy; fa tsy misy olona izay hanao asa lehibe amin’ny anarako ka hahateny ratsy Ahy eo no eo.
malagasy
Fa hoy Jesosy: Aza mandrara azy; fa tsy misy olona izay hanao asa lehibe amin'ny anarako ka hahateny ratsy Ahy vetivety.