Mark 9:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niseho tamin’izy ireo i Elia sy i Mosesy izay niresaka tamin’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny i Piera ka nanao tamin’i Jesoa hoe: «Raby ô, mahafinaritra ny mitoetra atỳ; aoka hanao lay telo izahay, ny iray ho Anao, ny iray ho an’i Môizy, ary ny iray ho an’i Elia.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitan’ireto mpianatra koa i Elià sy i Mosesy; ary niresaka tamin’i Jesoa izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Ary Elia sy Mosesy niseho taminy ka niresaka tamin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niseho tamin’izy ireo i Elia sy i Mosesy izay niresaka tamin’i Jesosy.
malagasy
Ary Elia sy Mosesy niseho taminy ka niresaka tamin'i Jesosy.