Mark 9:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na iza na iza no manome anareo rano eran’ny kaopy hosotroinareo satria an’i Kristy ianareo dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very ny valim-pitiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na iza na iza hanafintohina ny anankiray amin’ireny madinika mino Ahy ireny, dia tsaratsara kokoa ho azy ny hanantonana vato fikosohan-dafarina amin’ny vozony, ka havarina any anaty ranomasina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na iza na iza manome rano eran’ny kaopy hosotroinareo noho ny maha an’i Kristy anareo, dia lazaiko marina aminareo fa tsy ho diso valisoa.
Malagasy Bible 1865
Fa na iza na iza no manome anareo rano eran'ny kapoaka hosotroinareo, satria an'i Kristy ianareo, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very ny valim-pitiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na iza na iza no manome anareo rano eran’ny kaopy hosotroinareo satria an’i Kristy* ianareo dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very ny valim-pitiany.
malagasy
Fa na iza na iza no manome anareo rano eran'ny kapoaka hosotroinareo, satria an'i Kristy ianareo, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very ny valim-pitiany.