Mark 9:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na iza na iza no manafintohina na iray aza amin’ireo madinika mino Ahy ireo dia tsara ho azy raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny tendany ka hatsipy any anaty ranomasina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny tananao no manafintohina anao, tapaho izy; fa aleo kilemaina miditra any amin’ny fiainana ianao, toy izay manan-tanan-droa avarina any amin’ny Gehena, dia any amin’ny afo tsy azo vonoina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na iza na iza mitarika ny anankiray amin’itony madinika mino Ahy itony hanao ratsy, dia aleo izy anantonana vatobe fikoseham-bary eo amin’ny vozony ka hatsipy any anaty ranomasina.
Malagasy Bible 1865
Ary na iza na iza no mahatafintohina na iray aza amin'ireo madinika mino Ahy ireo, dia tsara ho azy, raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka hatsipy ao anaty ranomasina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na iza na iza no manafintohina na iray aza amin’ireo madinika mino Ahy ireo dia tsara ho azy raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny tendany ka hatsipy any anaty ranomasina izy.
malagasy
Ary na iza na iza no mahatafintohina na iray aza amin'ireo madinika mino Ahy ireo, dia tsara ho azy, raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka hatsipy ao anaty ranomasina izy.