Mark 9:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
any ny kankany tsy maty ary ny afo tsy mety maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ny tongotrao no manafintohina anao, tapaho izy, fa aleo tapa-tongotra an’ila miditra any amin’ny fiainana ianao toy izay manana tongotra roa avarina any amin’ny gehen’afo tsy azo vonoina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any, «ny olitra mivoaka amin’ny tena, tsy maty; ary ny afo, tsy mitsaha-mirehitra.»]
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny tongotrao no manafintohina anao, tapaho izy; fa tsara ho anao ny hiditra mandringa any amin'ny fiainana noho ny manana tongotra roa, nefa hariana any amin'ny helo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
any ny kankany tsy maty ary ny afo tsy mety maty.
malagasy
[ Ampio hoe: any amin'ny kankana tsy maty, ary ny afo tsy vonoina]