Mark 9:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
any ny kankany tsy maty ary ny afo tsy mety maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny masonao no manafintohina anao, esory izy, fa aleo toka-maso miditra any amin’ny fanjakan’Andriamanitra ianao, toy izay mana-maso roa avarina any amin’ny gehen’afo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any, «ny olitra mivoaka amin’ny tena, tsy maty; ary ny afo, tsy mitsaha-mirehitra.»]
Malagasy Bible 1865
any ny kankany tsy maty, ary ny afo tsy vonoina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
any ny kankany tsy maty ary ny afo tsy mety maty.
malagasy
[Ampio hoe: any amin'ny afo tsy azo vonoina; any ny kankany tsy maty, ary ny afo tsy vonoina]