Mark 9:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
any ny kankany tsy maty ary ny afo tsy mety maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izy rehetra any hosiraina amin’ny afo, toy ny sorona rehetra siraina amin’ny sira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any, «ny olitra mivoaka amin’ny tena, tsy maty; ary ny afo, tsy mitsaha-mirehitra.»
Malagasy Bible 1865
Tsara ny sira, fa raha tonga matsatso izy, inona no ho entinareo mampody ny tsirony? Aoka hisy sira ao anatinareo, ka mihavàna tsara ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
any ny kankany tsy maty ary ny afo tsy mety maty.
malagasy
any ny kankany tsy maty, ary ny afo tsy vonoina.