Mark 9:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny tamin’i Jesosy i Petera hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary andeha hanao tranolay telo izahay: Ho Anao ny iray, ho an’i Mosesy ny iray ary ho an’i Elia ny iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy fantany izay nolazainy, satria raiki-tahotra loatra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Mpampianatra ô, tsara ho antsika ny mitoetra eto; koa hanao lay telo izahay; ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an’i Mosesy ary ny anankiray ho an’i Elià.
Malagasy Bible 1865
Ary niteny Petera ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka hanao lay telo izahay: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an'i Mosesy, ary ny anankiray ho an'i Elia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny tamin’i Jesosy i Petera hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary andeha hanao tranolay telo izahay: Ho Anao ny iray, ho an’i Mosesy ny iray ary ho an’i Elia ny iray.
malagasy
Ary niteny Petera ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka hanao lay telo izahay: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an'i Mosesy, ary ny anankiray ho an'i Elia.