Mark 9:50 — Compare Translations

4 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny sira, kanefa raha tonga matsatso izy, inona indray no hoentinareo mampody ny tsirony? Aoka hisy sira ao anatinareo ary mihavàna tsara ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zava-tsoa manko ny sira; kanefa raha ny sira no tonga matsatso, hataonareo ahoana indray no hamerina ny tsirony? Aoka ianareo hanana sira ao aminareo, ary aoka hanjaka eo aminareo ny fihavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny sira, kanefa raha tonga matsatso izy, inona indray no hoentinareo mampody ny tsirony? Aoka hisy sira ao anatinareo ary mihavàna tsara ianareo.
malagasy
Tsara ny sira, fa raha tonga matsatso izy, inona no ho entinareo mampody ny tsirony? Aoka hisy sira ao anatinareo, ka mihavàna tsara ianareo.