Mark 9:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fantany mantsy izay hotenenina satria raiki-tahotra izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nisy rahona nanarona azy; ary nisy feo avy tao amin’io rahona io nanao hoe: «Ity no Zanako malalako indrindra, henoy Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy hitan’i Petera izay holazaina satria samy raiki-tahotra ireto mpianatra telo lahy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy fantany izay havaliny, satria efa raiki-tahotra izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fantany mantsy izay hotenenina satria raiki-tahotra izy rehetra.
malagasy
Fa tsy fantany izay havaliny, satria efa raiki-tahotra izy rehetra.