Matthew 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Hezekia dia niteraka an’i Manase; i Manase dia niteraka an’i Amona; i Amona dia niteraka an’i Josia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Ezekiasa niteraka an’i Manase; i Manase niteraka an’i Amôna; i Amôna niteraka an’i Josiasa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hezekià, ray niteraka an’i Manase; i Manase, ray niteraka an’i Amôna; i Amôna, ray niteraka an’i Jôsià.
Malagasy Bible 1865
ary Hezekia niteraka an'i Manase; ary Manase niteraka an'i Amona; ary Amona niteraka an'i Josia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Hezekia dia niteraka an’i Manase; i Manase dia niteraka an’i Amona; i Amona dia niteraka an’i Josia;
malagasy
ary Hezekia niteraka an'i Manase; ary Manase niteraka an'i Amona; ary Amona niteraka an'i Josia;